Fikambanana Apokalipsy : Pasitera Mailhol
Fototry ny fahantrana ny adim-pinoana
jeudi 31 mai 2007 |
| 239 visites
Ao anatin’ny fankalazana ny faha 10 taona ny fikambanana Apokalipsy tarihan’i Pastora Mailhol ka anisan’ny tsangambato ny fananganana fiangonana lehibe eny Itaosy. Hametraka ny vato fehizoron’io ny fikambanana amin’ny faha 2 Septambra izao. Nahazoan’ny fikambanana fanampiana avy amin’ny mpino Silamo tao Mahajanga ny fananganana fiangonana izay midika ny fivelaran’ny fikambanana amin’ny finoana hafa. Ao anatin’ny fankalazana koa ny fivoriambe nasionaly hanaovana jery todika sy handinihana ny (...)