Hery Rafalimanana : Vakoka sy kolontsaina
Adidin’ny ben’ny tanàna ny rova
vendredi 7 décembre 2007 |
| 314 visites
Taorian’ny nihaonan’ny kandida Hery Rafalimanana tamin’ny vahoaka teny Mahazoarivo omaly maraina dia nihazo ny rovan’i Manjakamiadana ny tenany sy ireo minisitra 3 mirahalahy ka nifampitafa tamin’ny zana-dRanavalona sy ny mpiasa teny an-toerana ary ny tompon’andraikitra voalohany atoa Miejamirado.
Ao anatin’ny vinan’ny kandida Rafalimanana Hery voalohany ny fanatsarana ny vakoka sy kolontsaina ka anisan’ny manana antoka lehibe amin’ny fanamboarana ny rova ny kaominina, ary efa nandray anjara (...)