Kaominina sy ny Jirama
Hita ny marimaritra iraisana
mardi 8 janvier 2008 |
| 379 visites
Tsy misy tsy vitan’ny fifanatonana tokoa ny zava-drehetra, ary porofon’izany ny naha-voavaha ny olana teo amin’ny Jirama sy ny kaominin’Antananarivo renivohitra. Naverin’i Jirama amin’ny laoniny ny rano teny amin’ny paompy sy teny anivon’ny sekolim-panjakana izay notapahiny, ary ireo andrin-jiro manazava ny làlana rehetra ihany koa dia nahazo hazavana indray ankehitriny. Io no vokatra tsara nataon’ny tompon’andraikitry ny kaominina sy ny teo anivon’ny Jirama omaly. Misy ny vola mifampiditra eo amin’ny (...)