Fanongotana an-dRazoharimihaja
Nitombina ny voalazan’ny CRTIM
jeudi 11 octobre 2007 |
| 844 visites
Na ho inona fanazavana entin'ny TIM mba hanarotsaronana ny tsy nety tao anatin'ny antoko, dia tsy takona afenina intsony ny tsy fahombiazana tao matoa novana haingana ny filoha mpitarika izay tsy nandalo teo anoloan'ny kongresy nasionaly. Antoko izay heverina ho manana ny tanjany eto amintsika no indro fa ahitana taratra ny tsy fahombiazam-pitantanana, ka tsy mahagaga raha mbola tsy naha-tafapetraka ny Sekretera nasionaly taona maro aty afara. Miha-lefy ny risim-pon'ny mpikambana amin'ny (...)