Roland Ratsiraka
Tsy salama nefa mahazo aina !
mercredi 18 juillet 2007 |
| 135 visites
Vita tanteraka ankehitriny ny fakana ambavany an’ingahy Ben’ny tanàna ao Toamasina teo aloha Roland Ratsiraka, rehefa avy nandalo ambaratongam-pahefana maro samy hafa. Tsy hidirana lalina ny fiampangana ity ben’ny tanana mpanao politika ity, fa Ambalatavoahangy aloha hatramin’izao no sakaiza tsy mahafoy azy.
Tsy mbola fantatra ny fotoana hitsarana azy, fa isan’ny nangataka ny hivoahany ny fonja vonjy maika ny mpisolo vava ity ben’ny tanana mpanao politika ity saingy nolavin’ny mpitasara. Tsy hisy (...)