Vidin-tsolika eran-tany
Aiza ny aro-riaka ho an’ny vahoaka
mercredi 7 novembre 2007 |
| 368 visites
Miandry izay higadonan'ny sondro-bidy eo amin'ny barilan-tsolika mahatratra 100 dolara ny Malagasy, izay azo vinavinaina fa hampitondra ny mangidy eo amin'ny isan-tokantrano. Tsy isika eto Madagasikara ihany no mizaka izany fa maneran-tany, kanafa tsy mitovy velively ny fiatraikan'io any ivelany sy ny eto Madagasikara. Manana ny ampy eo amin'ny ho enti-manana ny firenena maro eran-tany ka tsy hampihetsika firy ny ao ambilaniny sy ny tahiriny izany, satria ambony ny mari-karama azon'ny (...)