Fifidianana
Ahiana ny hisian’ny hala-bato hoy Ranjivason
vendredi 21 septembre 2007 |
| 247 visites
Na dia efa hita soritra aza ny mety ho fifandanjan’ny kandida solombavambahoaka eto Antananarivo dia samy tsy afapo ny ankamaroan’ireo kandida, indrindra fa ny kandida mpanohitra. Ny tokin’aina misy, hoy ny kandida Ranjivason, ao amin’ny boriborin-tany faharoa, fa ny hala-bato no ahiana. Araka ny feo ren’ity kandida ity dia nisy baiko nidina avy any amin’ny mpitondra fanjakana ambony any manendry ny olon’ny antoko TIM hisahana ny biraom-pifidianana ao amin’ny boriborin-tany misy azy. Nambaran’ity (...)