Vaovao tapatapany
mardi 29 janvier 2008 |
| 883 visites
Ry andriana isany, tafita ny bileta tokana
Modely tsara faka tahaka ny nataon’ny zanan-dRanavalona ny alahady teo tetsy amin’ny EPP 67ha atsimo, raha nifidy izay ho filoha hitarika azy ity fikambanana ity. Kandida roa no nifaninana ka lasan’ny Solofoniaina na fantatry ny maro hoe Lolo ny fandresena izay nahazoany isam-bato 433, ary ny mpifaninana taminy kosa dia tsy nahazo afa-tsy 320. Nanjaka ny fiarahalahina sy ny fifankatiavana teo amin’ny andaniny sy ny ankilany, ary tsapa tamin’iny (...)