Fandroahana an’i mompera Sylvain Urfer
Tsy mitovy fomba fijery ny mpiray donak’afo
samedi 26 mai 2007 |
| 139 visites
Tsy iny fandroahana iny no nataoko raha izaho no teo amin’io fitondrana io », hoy ny depiote voafidy tany Vohémar, Ramaromisy Auguste, satria maro ny làlana azo natao mba hialana amin’ny fanajana ny zon’olombelona, saingy amin’ny tompom-pahefana dia ireny izany no fantany fa mety. Fanehoan-kevitra tsy tapitra momba ny fandroahana an’i mompera Sylvain Urfer izay toa mihitatra toy ny sima misioka no tsy nampangina ity depiote avy eo anivon’ny antoko TIM ity. Nanome rariny ny fanambaran’ny FFKM ihany (...)