Toamasina I sy II
Mirongatra ny parasy lafrika
mercredi 23 janvier 2008 |
| 747 visites
Taorian’ny fitsidihana notarihin’ny minisitra lefitry ny fahasalamana nijery akaiky ny zava-misy manodidina ny departemanta nosahaniny, no nahatsirihana fa mirongotra izay tsy izy ny fiparihan’ny parasy lafrika anatin’ny kaomina Toamasina voalohany, indrindra ny kaomina faharoa. Tsikaritra araka ny fanadiadiana nataon’ireo delegasiona fa olona miisa 135 amin’ny 139 no idiran’izany parasy lafrika izany. Efa hatramin’ny volana desambra 2007 no nitrangan’izany tany amin’ny kaomina Mangabe sy (...)