Famerenana fifidianana
Tsy matahotra ny ho faty i Zakahely
lundi 12 novembre 2007 |
| 801 visites
Ny sabotsy maraina teo no nanao fanambarana ny kandida Zakahely izay milatsaka any amin’ny faritry Mananara avaratra, fa tsy matahotra ny fampitahorana ataon’ny hafa fa ho samborina ny tenany. Taorian’ny fandalovan’ingahy Sylla, filohan’ny antenimieram-pirenena tany amin’io toerana io tokoa dia nandeha ny feo fa tsy afaka ny hiatrika ny fifidianana famerenana ity kandida ity satria tsy maintsy samborina mialohan’ny fotoana. « Hitondra ny feon’ny vahoaka eny Tsimbazaza no tanjoko fa tsy hamotika (...)