Antananarivo renivohitra : fifindra-monina
Fitaovana politikan’ny fifidianana ?
vendredi 16 novembre 2007 |
| 465 visites
Mirona any amin’ny fitsikilovana arahana fitsikerana tsy mazava ny mpanao politika manoloana ny fifidianana ben’ny tanàna eto Antananarivo Renivohitra. Voaresaka ny isan’ny mpifindra monina ka niainga teny amin’ny fokontany Anjanahary ny loharanom-baovao mahakasika an’io. Miisa 200 eo ho eo ny mpifindra monina tato anatin’ny fotana fohy, ary tsy dia misy hafa amin’izany ny fokontany maro eto an-drenivohitra.
Tonga resa-be satria heverin’ireo mpivoy ny resaka politika fa paik’adin’ny kandida (...)