Eto an-dRenivohitra
Mirongatra ny harom-paosy
jeudi 20 décembre 2007 |
| 505 visites
Efa hatramin’ny andron’ny propagandy farany teo ireny no nirongatra ny harom-paosy teto an-dRenivohitra ary hatramin’izao ankatoky ny fety izao dia mbola miahoaho eny amin’ny toerana be olona sy eny ambonin’ny taxi-be ireo mpangarom-paosy. Voamarik’ireo jiolahy ny olona raha vao mamoaka vola fotsiny ka arahany mandrampahazoany ny vola, toy ny niseho tetsy Behoririka tamin’ny talata maraina teo. Lehilahy iray mpivarotra avy any Bezaha tonga nividy entana eto an-drenivohitra no lasibatra. (...)