Fitaterana an-drenivohitra
Tsy hiakatra ny saran-dàlana, fa…
mercredi 9 janvier 2008 |
| 504 visites
Raha nisy nikasa ny hampiakatra ny saran-dàlana ho 400 ariary ny saran’ny fitaterana eto an-drenivohitra eo amin’ny Taxibe, dia maro ireo kaoperativa no tsy nanaiky io na dia hita aza fa miaina ao anatin’ny fatiantoka ny ankamaroan’nympitatitra. Nijery ny hisian’ny vahaolana izy ireo, ka voalaza fa manomboka ny 15 janoary izao, dia tsy hisy intsony ny saran-dàlana tapa-dàlana. 200 ariary io tapa-dàlana io, izay nahavonjy olona maro, saingy io no tsy maintsy nofoanana ka 300 ariary avokoa no aloha (...)