Vaovao Tapatapany
vendredi 7 décembre 2007
| 652 visites
Marovoay : Hifidy ny zaza tsy ampy taona ?
Gaga ny mponina tao Marovoay ny alarobia teo fa misy tompon’andraikitra misahana ny fanaovana ny sora-piakohonana mitety trano mba hampanao kara-panondro ny olona feno taona. Ny nanaitra hoy ny vaovao, dia asaina manao izany na ireo mbola tsy feno taona aza ? Izay mahavita ny karatra dia asaina mifidy avokoa rehefa tonga ny datin’ny 12 desambra. Fandikana ny lalàna velona ny toy izao hoy ny olona nahita io trangan-javatra io, ary hanairany ny sain’ny (...)