Vaovao tapatapany
mercredi 14 novembre 2007
| 560 visites
Farimbon’i Madagasikara : misy misandoka ny anaran’antoko
Tsy mivadika amin’ny teny efa napetrany ny antoko « Farimbona ho an’i Madagasikara vaovao » milaza fa tsy handray anjara amin’ny fifidianana raha toa ka tsy misy fiovana ny lalam-pifidianana izay misy ankehitriny, ary ilaina ihany koa ny fidirana amin’ny fampiasana bileta tokana». Io no nambaran’ingahy Pierre Andrianantenaina filohan’io antoko io, « ka tsy tompon’andraikitra amin’izay zavatra mety hifanohitra amin’io teny nomeny izahay », hoy (...)