Ambanidia
Maty voatifitry ny polisy i Tita
lundi 21 janvier 2008 |
| 749 visites
Nirefotra antoandrobe indray ny basy tetsy Ambanidia, tamin’ny sabotsy lasa teo. Jiolahy iray nokarohan’ny polisy hatramin’ny ela, fantatra amin’ny anarana hoe Tita no maty voatifitra. Tamin’ny 12 ora sy sasany tany ho any no nitrangan’ity toe-javatra ity, teo akaikin’ny fiangonana katolika etsy Ambanidia. Tamin’ny ora izay nahabe ny mpandalo sy ny fiara nifamoivoy ka nihoron-koditra ny olona nandre ny poa-basy antoandrobe. Misy inona indray ? Iza indray no voatifitra ? Hay moa ka jiolahy mpanao (...)