Hevitra
Tsy te-hahalala hoe !...
jeudi 27 décembre 2007
| 940 visites
« Raha ny fomba fiteny malagasy no jerena dia hita fa henjana tokoa izany fanambaran’ny filoha Ravalomanana izany ary tsy azo ifampiraharahana mihitsy. Fa iza aloha no nanao ny tsy nety teto amin’ity firenena ity e ? Ireo Malagasy izay nampahantraina ve ? Sa ireo mpitondra vitsy an’isa nampihatra izany politikam-pitondrana ho amin’ny fampahantrana izany ? Raha izay moa no heverin’ny mpitondra ity firenena ity fa mendrika ny Malagasy dia azy izany. Tsara amintsika vahoaka kosa ny mamantatra tsara (...)