Melaky : Halatr’omby
Mpitondra fanjakana telo no tratra
mardi 11 septembre 2007 |
| 196 visites
Vokatry ny hetsika « Valabe » paik’ady hiadiana amin’ny halatr’omby dia saron’ny fokonolona ny dahalo miisa 10 lahy nangalatra omby miisa 75. Samy nanao ity valabe ity ny kaominina ao anatin’ny faritra Melaky, hitobian’ireo omby mba hananosarotra ny dahalo ny fangalarana omby. Ny tao amin’ny kaominina Tongodava no nahasaronan’ny fokonolona an’ireto dahalo ireto.
Dahalo ambony latabatra ihany koa
Araka ny vaovao azo dia anisan’ny nirotsaka an-tsehatra tamin’ity halatra omby ity ny delegem-panjakana iray (...)