Vaovao Tapatapany
mardi 20 novembre 2007
| 455 visites
Toamasina : Tomombana antsakany sy andavany ny hetsika « festival avy letchi e » izay notontosaina tao Toamasina tamin’ny faha 9-10-11 novambra teo, ka araka ny fanamarihan’ny mpikarakara dia feno ny fandaharam-potoana, ary tontosa antsakany sy andavany. Tratra ny tanjona dia ny fiaraha-mientan’ny daholobe ho amin’ny fampandrosoana ny faritra atsinanana.
===================== Bongolava : Tonga ao amin’ny kaominina Manambolo aoTsiroanomandidy ny fitaovam-pitaterana antsoina hoe «Hydroglisseur », (...)