Mpitandrina Andriamanjato Richard
Mila mandray andraikitra ny tanora...
vendredi 23 novembre 2007 |
| 929 visites
« Kitro ifaharan’ny fiaraha-monina sy ny fireneko aho ka hijoro ho fanilo mpitarika sy mpanazava azy ireo ». Io no lohahevitra nofakafakain’ny pasitera Andriamanjato Richard tetsy amin’ny tranompokonolona Isotry omaly tolakandro, tao anatin’ny hetsika niantsoan’ny JCM « Jeune challengers de Madagascar » ireo tanora avy amin’ny fikambanana samihafa eto Antananarivo. Tao ireo mpitondra fivavahana avy amin’ny fiangonana maro samihafa, tanora kristiana, tanora mpianatra eny amin’ny anjery manontolo sy (...)