Lehiben’ny faritra
Atao toerana fianarana asa ve ?
vendredi 18 janvier 2008 |
| 385 visites
Nandritra ny filankevitry ministry voalohany teo no nilazan’ny filoham-pirenena fa ho soloiny izay tsy mahavita azy, ary ho hita eo izay faritra tratra aoriana. Mazava ho azy fa olona tsy mahavita ve mbola hampetraka amin’ny toerany nefa ny asa ilain’ny vahoaka isaky ny faritra maika. Raha atao indray mijery io, dia toa toerana fianarana asa ny tahaka izany, satria angaha tsy fantatra amin’ny fahaizany mialoha ireny olona ireny ? Tsaroan-tsika tsara fa nisy mihitsy tany aloha tany ny (...)