Mahajanga
Dr Rakotoarimanana no kandida TIM
samedi 1er décembre 2007 |
| 571 visites
Mafotaka ny fampielezan-kevitra ao an-tampon-tanànan’i Mahajanga. Raha ho an’ny kandida avy ao amin’ny antoko TIM dia ahitana ny Docteur Rakotoarimanana Jean Nirina izay teo amin’ny sehatry fitsaboana. Amin’izao izy milatsaka ho ben’ny tanàna izao dia lehibe ao amin’ny sampan-draharaha BMH izy nandritra ny 12 taona. Dingana maro no efa nolalovany raha teo amin’ny sehatry fampandrosoana.Raha nisy mantsy ny fanadihadiana tamina olona vitsivitsy teto an-tampon-tanànan’i Mahajanga dia nilaza ny (...)