Andry TGV - Rafalimanana sy ny vahoaka
Samy mitondra fampandrosoana
jeudi 10 janvier 2008 |
| 902 visites
Kihon-dalana diavin’ny tontolon’ny fampandrosoana eto amin’ny firenena ity taona 2008 ity izay tokony hanaovana jery todika vetivety ihany.
Feon’ny vahoaka
Ny vahoaka no andrianina ka mendrika henoina ny feony. Amin’izao fotoana izao dia miara-manaiky ny vahoaka fa tsy maintsy manohy ny asa izay mandimby toerana. Midika izany fa be ireo zava-bitan’ny PDS izay sarotra ny handravana azy indray. Fifidianana moa no naharava ny paik’ady saika notohizana ka tsy mahatakona velively ny maha teknisiana ny (...)