Fitantanana ny kaominina
Fa nankaiza ny TGV ?
lundi 14 janvier 2008 |
| 2165 visites
Mila olom-baovao tanora vonona hanarina ny tanàna eto andrenivohitra ny maro, ka dia nirohotra nanome ny vatony 63% ho an’i Andry Rajoelina na Andry TGV hoy ny maro, satria io no afaka hanao izany. Nirohotra avokoa ny ankamaroan’ny tanora rehetra, satria tanora vonona i Andry TGV izay hanome fomba fiasa vaovao eto amin’ny tanàna.Gaga anefa ny maro raha nahita ny olona hiara-hiasa amin’ity Andry TGV ity amin’izao izy lany ben’ny tanàna izao, satria toa tsy misy olom-baovao ireto manodidina azy. Serge (...)