Vono olona nahatsiravina tany Mananjary
Olona 32 no voarohirohy
mercredi 30 janvier 2008 |
| 711 visites
Mbola mitohy hatrany amin’izao fotoana izao ny fanadihadiana mikasika ilay raharaha vono olona nahatsiravina tany Mananjary, nandritra ny Sambatra 2008, herinandro vitsy lasa izay.
Fantatra, araka ny vaovao azonay avy any an-toerana, fa olona 32 no voarohirohy tamin’ity raharaha ity. Efa eo am-pelatanan’ny zandary izy ireo ary hatolotra ny fitsarana tsy ho ela.
Taorian’iny trangan-javatra namoizana ain’olona efatra iny moa dia mbola tsy miverina amin’ny laoniny ny fiaraha-monina sy ny (...)