Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le patriotisme se porte-t-il ? - Iombonako hevitra aminao mihintsy.
Iza no sahy hijoro hilaza fa fitafy (…)
Vohitra - Un jour férié en réponse à la psychose - PS
@ year
Nos institutions sont surtout inappropriées.
* État unitaire (…)
bekily - Un jour férié en réponse à la psychose - Bonjour year
C’est patent.
Toutes puissances prédatrices se ressemblent. (…)
bekily - Un jour férié en réponse à la psychose - Zanamachin fait partie de la catégorie pour laquelle le coup d etat de 14 à (…)
canal baobab 13 - Le patriotisme se porte-t-il ? - Le manque de vision politique est patent.
Alors on cherche à masquer par (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}





Misy ny ambaratonga sy ny famaritana ny fiheverana, araky ny kolontsaina sy ny fiarahamonina ary indrindra araky ny « fitaizana nolovaina »...
Samy hafa tokoa ny :
* olonkendry
* olomanga
* olombanona
Ny mifanohitra sy mifanipaka amin’ireo, dia ao anaty fiarahamonina ao misy ny :
* voan’ny rarintsaina
* sembana ara-tsaina
* mody adala na misoloky ho hendry
* tsy valahara
* tsy vanona
Toetsaina sy toe-panahy izay natsidika izay, fa mbola hafa ny fihetsika sy fisehoana ao anaty fiarahamonina, misy ao ny :
* tony fihetsika sy mendrika
* mivatravatra sy ratsy taiza ary be sitrapo
* lian’ady sy maloto fiteny
* tontakely tia setrasetra
* mikatsaka lalandava filana ho afapo
Ny fanontaniana mipetraka dia ity :
Eo anoloan’ireo zavamisy natsidika ireo, inona izany no andraikitra mazava sy lazaina fa « politikan’ny kolontsaina » hoentin’ity minisiteran’ny kolontsaina ity e ?
Kolontsaina inona sy ahoana, ary miainga amin’ny fitaizana toy ny ahoana sy mifototra amin’ny inona no hoentin’ity minisitera ity ary e ?
Ohatra akaiky : kolontsaina inona no nentin’i Rakotondrazafy Lalatiana fony izy minisitra ?