Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 27 juillet 2026
Antananarivo | 18h27
 

Répondre à un commentaire

6 juillet à 23:07 | Shalom (#2831)

Ho an’ireto taim-bazaha sy gasy voretra mpisolelaka zatra nanompo mpanjanaka ireto.

Tsy azoko an-tsaina mihitsy hoe inona no hifikiran-dreto eto amin’ity sehatra ity ?

Rahefa injay ianao miresaka loha-hevitra iray dia iny maika ery r’ilay mpanompom-bazaha milaza fa sehatra malagasy « HONO » ity, izy anefa amin’io na tenin-drazany iray aza tsy nosoratany.

Izao indray anefa, jereo ireo soratra etsy ambony : fisainana malahelo ny fanjanahana ary mihevi-tena ho mbola manana andraikitra ihany eto amin’ity tany ity hono ny fireneny sy ny forongony.

Tsy azony an-tsaina velively na hodiny tsy fantatra, kanefa iaraha-mahita izao ny fikorosonan’ny taniny saingy entin’ilay fisainana mbola fatra-mpanjanaka sy te-hilaza ho mahay dia manambony tena sy fatra-panambany ny hafa izay tsy manaiky azy intsony.

Adinony fa mihodina ny baolina, hoy i Bessa izay fahiny hoe : « Mbola ho ambany ny ambony e ! ».

Tsy izany ve no miseho amin’izao fotoana ?
Aleo tsy hitsaha-hidoka-tena eo fa ho hitan’ny havany eo !
Mbola hitsako tsy misy eo !

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}