Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mercredi 10 juin 2026
Antananarivo | 13h35
 

Répondre à un commentaire

10 juin à 11:44 | Vohitra (#7654)

Mitohy ny raharaham-panjakana ataon’ny fitondrana fanovozana, haba efa novolavolain’ny fitondrana Rainilaingarivony ihany no tohizana ho fampidiram-bola...

Inona moa izany no mba hoe tena hakingana entin’ilay mpampianatra hariharena eny amin’ny anjerimanintolo napetraka ho minisitra raha toa ka mbola hanompo hatrany ny fepetra apetraka ny FMI no ataony eto ?

Tsara ho marihina fa fepetra apetraky ny FMI ny fampitomboana ny taha amin’ny hetra sy haba mba hampitomboana ny fampidiram-bola ataon’ny fanjakana...

Ilay politikan’ny fitsitsiana moa dia tsy hita mihintsy eo amin’ny fandaniana vola ataon’ny fitondrana fanovozana ankehitriny...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}