Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Affaire CNaPS-SMGD : l’organisation patronale (GEM) coupe les ponts avec l’Etat - https://www.lexpress.mg/2026/06/des-livres-de-7-77-ans.html#:~:text=Des%20livres
zanadralambo - Affaire CNaPS-SMGD : l’organisation patronale (GEM) coupe les ponts avec l’Etat - Ary toa mangigina be i Fanirisoa momban’ i ILAY FOZABE RANDRIANTSITOAINA (…)
bekily - Affaire CNaPS-SMGD : l’organisation patronale (GEM) coupe les ponts avec l’Etat - Ces rats qui continuent à quitter le navire
C’est incroyable ces rongeurs (…)
rakotobe - Défilé du 26 juin : 3 800 participants et un dispositif de sécurité exceptionnel au stade Barea - Bonjour Stomato
" ne rejoint pas"
Mais :
" perpétue " ce qu’il a (…)
bekily - Défilé du 26 juin : 3 800 participants et un dispositif de sécurité exceptionnel au stade Barea - Il est effectivement extrêmement important que la fête NATIONALE soit (…)
Stomato
{#URL_PAGE{archives}}





Mbola tsy maina akory ny fery dia io sahady indray fa mbola mandeha ny hadalana mihoampampana...
Vao fony andron’i Rainilaingarivony no nitranga ny resaka Boeing 777 dia izao sahady indray koa !
Raha sanatriavina, tsy maniry izany mihintsy aho akory, ka mahazo sazy avy amin’ny tandrefana i Madagasikara, dia ataovy antsaina fa... Tsy ho avotra ho an’i Madagasikara velively akory I Russie !
Na i Chine Firenena matanjaka be io aza mitandrina mihintsy amin’ny fifandraisana amin’ny tandrefana...
Raha mahazo sazy avy amin’ny tandrefana i Madagasikara, dia ady antrano no hitranga eto...
Mba diniho fa raha tsy afaka mampiasa ny système SWIFT ampiasain’ny BRI na Banque de Règlement International isika izay fehezin’ny tandrefana, dia izay no vita... Aiza no hahita euros na dollars ?
Ny roubles tsy azo hividianana mofo gasy akory !