Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 7 novembre 2025
Antananarivo | 17h01
 

Répondre à un commentaire

7 novembre à 11:06 | Vohitra (#7654)

Ilaina tokoa ny fahasahiana mandray fanapahan-kevitra toy izao manoloana ny fahavoazana manjo ny Firenena ankehitriny.

Ny kolikoly sy ny fahalovana eo amin’ny rafim-pitsarana sy ny fitsarana no isany tena fototry ny fahantrana eo amin’ny Firenena ary ny fanararaotana mandroba sy maka ankeriny ny volam-bahoaka sy ny fananam-bahoaka eto Madagasikara.

Tsara ny fepetra noraisin’ny fitondrana tamin’ny fanesorana ireto mpitsara ireto, saingy izao, ilaina ny fanaovana fanadiadiana haingana sy maika ny fanambarana fananana nataon’ireo mpitsara ireo hahitana ny marina mikasika ny tsy fahombiazana teo amin’ny fanatanterahana ny andraikitra nankinina taminy.

Aleo ho fantatrareo mpitsara ireo fa mpiasam-bahoaka ianareo ary volam-bahoaka io karama raisinareo io.

Farany, aleo ao anaty mangarahara ny fanadiadiana mikasika azy ireo.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}