Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 20 octobre 2025
Antananarivo | 20h36
 

Répondre à un commentaire

17 octobre à 11:22 | I MATORIANDRO (#6033)

Arahabaina ianao Andriamatoa Filoham-panjakana @ zao fandraisanao fahefana izao ary mirary ny soa sy ny tsara indrindra ho anao sy ny fianakavianao. Mahereza sy mahatanjaha. Nantsoina ianao handrodana sy handrava ary HANANGANA indray ny zava-doza rehetra noviravirain’fozaorana.

SOAVA DIA TOMPOKO.

Samia velonaina.