Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 27 juillet 2025
Antananarivo | 02h32
 

Répondre à un commentaire

24 juillet à 18:06 | pisokely (#9950)

o ry isandra a.

averiko indray ny fanontaniana.. iza no hamerina ny vola ??? I rajoel ve ? i isandra ve ?? tsy maintsy averina anie ny volan ny olona... tsy misy olona manomètre vola ho anao fotsiny eo... ny makirelina aza tsy maintsy aloa vola...

ka tsy fantatro raha mba azon ity tsy misy saina ity hoe, misy tambiny daholo anie ny zava drehetra..

firy taona zay i rajoel no teo ? ary firy taona i isandra no niteny teto hoe nahazo vola mba ampandroso an I mada ???

ny zava hita dia,mangataka vola lava, ary tsy ampy foana ny vola.. tsy voavidy ny solitany...

ka iza no tsy ampy saina ? i kala isandra mamafy lainga eto sa izaho mitady zay mba fandrosoana taminy vola nindramina nefa averina ?? ireo gasy tsy ampy sakafo ve no amerina vola ???

autoroute tana tamatave no lazaina fa atao.. efa ao hoe ny vola famatsiana := lalana tsy ampy 10 km no ho vitaina,ami izay vao terrassement no vita ??? nefa ny vola efa lany ???

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}