Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 22 juillet 2025
Antananarivo | 22h48
 

Répondre à un commentaire

22 juillet à 15:45 | gasy tsotrizao (#3859)

Iray volana sy tapany aty aorina ve vao manomboka ny fanadihadiana ny tompon-draharaha ? Ka inona moa zany ireny fanambarana natao rehatra ireny afa-tsy fampiesonana daholo satria na ilay « singa mahery vaika » dia mbola tsy misy mahafantatra hatramin’izao fa omena prix nobel izay mahita ? Sa niandry ilay fanambarana nataon’i Totoa Lala sy Totoa Rinamanga hoe fianakaviana mifamorika ireo ?

Dia mbola ho fampiesonana koa ity raha izao no fandehany

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.