Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 22 juillet 2025
Antananarivo | 22h48
 

Répondre à un commentaire

22 juillet à 11:33 | Vohitra (#7654)

Ny olona marefo no donto sady donendrina toa an’i Nandra Boloky ohatra, dia tsy misy toerana na andraikitra ara-tekinika azo hankinina aminy mihintsy.

Ny olona toa azy dia any amin’izay toerana ilain’ny mpisehatra politika azy iantsoana ny vava sy tafondro vava ary balarora masiso sy fitaka manangatra no misy sy hahitana azy ireny...lainga sy soloky ary fandrebirebena saimbahoaka no resahana eo...izany hoe andraikitra maloto amin’ny fepotoana vonjimaika omen’ny mpanao politika tontakely azy no tanterahina...

Ohatra amin’izay ny ataon’i Nandra Boloky vadin’i Gepette renifleur eto amin’ity tranonkala ity.

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.