Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
mardi 22 juillet 2025
Antananarivo | 00h53
 

Répondre à un commentaire

21 juillet à 20:25 | gasy tsotrizao (#3859)

Tsapatsapa vodiakoho hono rehefa tsy t.y dia atody.
fa nalefany ny hoe « mila kitihana ny lalampanorenana mba ahafahana mapiasa tsra ny HCJ » : tsy nisy taitra. Nalefany koa ny hoe « mila mandats maromaro hamitany ny asa » : tsy misy taitra na mihetsika. zao izy sy ny foza samy midradradra hoe « ilain’ny vahoaka izy prezida » dia hanova izy zany nefa tsy misy taitra ihany.
Efa fantatra fa mpanolana izy hatramin’ny 2009 no mankaty ka tokony hampiharina aminy ny sazy fanaboriana fa samy mijery fotsiny sy mihonona fa tsy hita izay hasolo azy kanefa anie taloha niteny ny mpitolona hoe « na alika tsy maninona fa esory aloha fa tsy mety » ny ataon’ilay raikalahy taloha iny

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.

Publicité




Newsletter

[ Flux RSS ]

Suivez-nous

Madagascar-Tribune sur FACEBOOK  Madagascar-Tribune sur TWITTER  Madagascar-Tribune sur GOOGLE +  Madagascar-Tribune RSS 
 
{#URL_PAGE{archives}}