Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Répondre à un commentaire
Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
Raha mbola Malagasy koa ianao dia fantatrao fa :
* Sarobidy toa ny anakandriamaso ny AINA
* Mafy sy mangidy toa ny afero izany hoe mandevin-janaka izany
* Voasokajy ho heloka sy fahotana tena ratsy sy mamoafady izany hoe mamosavy sy mpamosavy izany
Ny tena mampitebiteby sy miteraka ahiahy amin’ity tranga mampalahelo ity dia izao :
1- Fahapoizinana sa fanapoizinana no nitranga ?
2- Misy antony lehibe (cause principale) tao ambadika nahatonga ny fahafatesana ary izany antony izany dia miankina amin’ny valin’ny fanontaniana eo ambony. Inona io antony io ?
3- Misy manafina sy mihezaka manafina ny valin’ireo fanontaniana roa ireo, ary ireo manafina ny marina ireo dia manana andraikitra amin’ny fisorohana tsy hampihitatra ny fahafatesana nitranga.
Izay manafina ny marina na manodina ny fahamarinana mba hiarovana voninahitra sy tombontsoa dia MPANDAINGA sy TSY VALAHARA, misy aina marobe nafoy ity tranga ity.
Tsy maty manota mpamono olona ihany koa.
Inona ary ilay marina afenina ?
Iza ireto manafina ny marina ?