Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
lundi 30 juin 2025
Antananarivo | 21h33
 

Répondre à un commentaire

30 juin à 14:41 | Rabeanosy (#11701)

Ireo solontena frantsay mikasika ireo nosy ireo dia olona niofana sy nianatra tao amin’ny Sekoly Komisarian’ny Lamarina ny an-kamaroany.
Ny mpanolo-tsaina eo anivon’ny filoha frantsay momba ny Lalàna iraisam-pirenena mikasika ny ranomasina CREC MARTINEAU François ohatra dia manam-pahaizana nivoaka tao amin’io sekoly io.
Resaka mikasika ny nosy sy ny ranomasina no ho dinihina, aiza ireo « Commissaires de la Marine » izay mpahay mifehy izany no tsy misy na iray aza ao amin’ilay delegasiona ?
Ny resaka diplomasia sy politika iraisam-pirenena, misy manana izany trai-kefa izany ve ireo olona ireo ?
Ny vice-Amiral de Padoue, Ecole Navale no nataony kanefa ny mpianatry ny EN dia tsy dia misy fahalalàna lalina mikasika ny lalànan-dranomasina.
Tsy maha-fehy ny resaka lalàna ny ta-tsambo, izay no ilainy ny Commissaire de la Marine manampy sy mamaritra aminy ireo lalàna rehetra ireo.

Toro-hevitra :
Rehefa tsy hay ny fahaiza-manao dia aleo milevom-belona ...

Forum sur abonnement

Pour participer à ce forum, merci de vous connecter avec l’identifiant personnel qui vous a été fourni. Si vous n’êtes pas enregistré, vous devez vous inscrire.