Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Polygaffes
49 %
Derniers commentaires
- Polygaffes - Polygraphe ,bla bla ,bla ---------) polygaffes
– Pour la n-ième fois si (…)
Turping - Polygaffes - AMBITIONS PERSONNELLES
bekily - Polygaffes - Tout est blaba et palabres futiles.
Tout est spéculation.
Tant que le (…)
bekily - Polygaffes - @zanadralambo,
Le pays va de Charybde en Scylla dans une société où le (…)
kartell - Polygaffes - @kartell.
On croyait être sortis de l’auberge, avec ce colonel, on était (…)
zanadralambo
{#URL_PAGE{archives}}





LES HAUTS RESPONSABLES DU MINISTÈRE DES MINES QUI ONT VOLÉ L’OR ET LES PIERRES PRÉCIEUSES ONT MIS DES FERRAILLES DANS LE COFFRE POUR TROMPER LA VIGILENCE.
« Karazam-by milanja 22 kilao no nasolo ireo volamena sy vatosoa tao anatin’ilay vata tokony nitahirizana ireo volamena nilanja 36,433 kg… » hoy ny tatitra nataon’ny Ministry ny Harena ankibon’ny tany sy ny loharanonkarena statejika, Rakotomalala Herindrainy Olivier, nandritra ny fampiantsoana mpanao gazety androany maraina.
Taorian’ny nahafantarana ny fanjavonan’ireo volamena ireo no nirosoana tamin’ny fanadihadiana ka ny Primatiora no nisahana izany.
Taorian’io no nahafahana nisambotra olona folo voaroiroy tamin’ity fahaverezana ity. Efa nampidirina am-ponja vonjimaika ireo, tafiditra tao anatin’izany ny Tale jeneralin’ny ministeran’ny harena ankibon’ny tany.
Efa eny anivon’ny fitsarana ny raharaha hoy hatrany ny ministra Herindrainy Olivier, andrasana ny tohiny.
Loharano : Le Jité