Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- De nouveaux billets de 10 000 et 20 000 ariary bientôt en circulation - Bonsoir bekily,
Malheureusement, ces chiens vont s’accrocher au pouvoir. (…)
lemama - De nouveaux billets de 10 000 et 20 000 ariary bientôt en circulation - Corrigé
CORRUPTION GENERALISEE =
DEVELOPPEMENT IMPOSSIBLE
Toutes les (…)
bekily - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Et qu’en est-il de Maurice et Seychelles, classées démocraties selon ces « (…)
Issa K. - De nouveaux billets de 10 000 et 20 000 ariary bientôt en circulation - Simple logique
CIRRUPTION GENERALISEE = DEVELOPPRMENT IMPOSSIBLE
De plus (…)
bekily - Madagascar : démocratie du bout des lèvres - Toutes vos références appartiennent à l’Europe occidentale.
Il se trouve (…)
Isambilo
{#URL_PAGE{archives}}
Hoy aho tamin’i Turping mikasika ny soratry ny tsy tia an’i Madagasikara sy ny malagasy eto amin’ity serasera ity hoe : « kabary tsy valina ireny k’aza amakiana loha ».
Misy anefa solon’anarana heveriko fa ratsy taiza sy tsy ampy fahalalana toa faly manebak’ahy eto amin’ity serasera ity kanefa tsy fantatro hoe inona ny antony (ny antony hoy aho fa tsy hoe tsy fantatro ilay olona).
« Ratsy taiza sy tsy ampy fahalalana » hoy aho satria kinga ery izy mivalapatra milaza fa izao sy izao ny momba ahy ka hatramin’ny anarako sy izay fiainako no tanisainy eto.
Izy anefa amin’io olona miafina ambadiky ny solon’anarana : « olona ratsy taiza izany ary olona ambany fahalalana ka sendra nahita hirika dia io manararaotra toa banga mihomehy amin’ny alina io » (azony an-tsaina ny tiako lazaina amin’izany).
Ny olona mazava saina dia milaza hoe iza izy alohan’ny hitenenany ny momba ny hafa.
Ny tsy azon’ilay solon’anarana (solon’anarana hoy aho fa tsy hoe olona akory) an-tsaina angamba dia ny hoe : « f’izaho angaha moa olona miafina ambadiky ny solon’anarana » ?
Mino marina aho fa tsy vitsy mihitsy ny olona mahafantatr’ahy eto amin’ity serasera ity, inona moa ny olana ny amin’izany.
F’angaha moa aza tsy efa navoakan’i zano bitro tamin’ny taratasiny ny momba ahy sy ny sariko, niaraha-nahita izany ?
Fa saingy fitiavana ny hanebaka no be an-tsain’ity solon’anarana eto amin’i MT ity koa dia ireny no ataony.
Hoy aho matetika hoe : « mba ampianaro sy anaro ihany ny ankizy tsy hanao adalana manalabaraka tena toa itony ».