Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le fleuve et les ruisseaux - NON
NON
ET
NON !!!!
bekily - Le fleuve et les ruisseaux - La NOMINATION DU Premier Ministre
DÉPEND
STRICTEMENT DU SEUL (…)
bekily - Le fleuve et les ruisseaux - MONSIEUR LE PRÉSIDENT
JAMAIS LACHER VOTRE GARDE RAPPROCHÉE
La (…)
bekily - Le fleuve et les ruisseaux - Est-ce que les députés du régime déchu ont encore des prérogatives en cette (…)
reviv - Transition : retour des anciens de la politique - Walesa
À ÉLIMINER de la place publique et des affaires publiques
Je (…)
bekily
{#URL_PAGE{archives}}
Inona koa izay l’olivier2 e !!!
Ry zareo ihany no milaza fa anatin’ny vodin’omby vavy no ahitàna ny fanahin-dry lerony !
Na ny ventin-kevitra entin-dry lerony eto,
na ny fomba fampirantian-dry lerony azy ireny,
dia samy avy anatin’ny vodin’omby vavy marina tokoa !
Dia io fa miseho ny fialonan-dry lerony an’ilay Vazaha iray hafa ,
izay sady mafonja hevitra
no kinga fatratra amin’ny fampirantiana !
Ka ry lerony anie tsinona,
arakin’ny filazany sy ny tsapa eto ,
dia tsy nandranto firy tamin’ny fotoana tokony nandrantoana eee !
Sahala amin’ny foza ihany izany !
Izao ry lerony vao maniry manitra toy ny alika miambozona taolana !
Tara loatra !