Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
vendredi 20 mars 2026
Antananarivo | 23h38
 

Répondre à un commentaire

10 octobre 2021 à 08:52 | arsonist (#10169)

Wow !
Hiaraha-mahita eto indray
sady hiarahana mihomehy eto
ilay aty-vodin’omby-vavy-fanahy iry,
izay tsy iza fa i l’ Anticaste eee !

Lazain’ity l’ Anticaste ity manko fa
"ao anatin’ny vodin’omby vavy hono no ahitàna ny fanahin-dry zareo Frantsay !"

Loza ry ’Nao an !

Ny mahagaga anefa dia izao :
izay nosoratan’i lery ihany no averina lazaina an’i lery ,
kanefa dia tsy zakan’i lery mihitsy indray ilay hevitra izay izy l’ Anticaste ihany anefa no namboraka azy !

Efa mitorin-doha mihitsy i lery k’le !
"Mitorin-doha" moa dia adikan’i lery hoe "Prêcheur" hono e !
Dia miedinedina ery i lery amin’izay !
Eisy eee !
Aza manody !