Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Polygaffes
47 %
Derniers commentaires
- Polygaffes - Polygraphe ,bla bla ,bla ---------) polygaffes
– Pour la n-ième fois si (…)
Turping - Polygaffes - AMBITIONS PERSONNELLES
bekily - Polygaffes - Tout est blaba et palabres futiles.
Tout est spéculation.
Tant que le (…)
bekily - Polygaffes - @zanadralambo,
Le pays va de Charybde en Scylla dans une société où le (…)
kartell - Polygaffes - @kartell.
On croyait être sortis de l’auberge, avec ce colonel, on était (…)
zanadralambo
{#URL_PAGE{archives}}





Diso ve aho raha mandefa izao hevitra izao ?
Mba olona manana diplaoma ve ireo Polisy sy Zandary miasa eto Mkara sa izay olona hita sy havan’ny sasany tsy an’asa dia efa mahazo miditra ?
Rehefa jerena mantsy ny andia-miaramila miseho amin’ny sary dia hita sy tsapa fa olona domina fotsiny amin’ny baikon’ny sefo NY BETSAKA SY MARO aminy. Olona tsy manana saina handinika fa TENA mpanantanteraka ny Baiko avy amin’ny Fotsy hoditra sy sy ny lehibeny tsy ampy solaitra ny an-kamaroany.