Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Toamasina : découverte d’équipements énergétiques de la JIRAMA dans un site privé - Le rôle central de la propagande russe au Dombass
La Russie a :
• pris (…)
kartell - Toamasina : découverte d’équipements énergétiques de la JIRAMA dans un site privé - C’est pas un excuse valable 100% ! Ce qui vraiment empêche Madagascar se (…)
walesa - Toamasina : découverte d’équipements énergétiques de la JIRAMA dans un site privé - Quand la france fait un referendum à Mayotte une des 4 iles Comoriennes c (…)
Jipo - Dérapages incontrôlés - Il ne s’agit pas de faire appliquer quelques items de réglementations qu’on (…)
spliff - Toamasina : découverte d’équipements énergétiques de la JIRAMA dans un site privé - Il faut réduire le nombre de fonctionnaires au strict minimum ! Il faut (…)
walesa
{#URL_PAGE{archives}}





Raha ny mambran’ity fitondrana ity no mahazo « carrières minières » maromaro ao anatin’ny 2 taona dia tsy azo ekena izany.
Tsy izany moa no antsoina amin’ny hoe « FAMPIFANAGAROANA » ny raharaham-pirenena sy ny raharahy manokana ?
Fa tsy izany ve no nitsikerana an-dRavalomanana fony izy nitondra ?
Orin’asa anie ny « carrière » fa tsy tokontanin-trano fipetrahana akory, koa ahoana no fomba hitantananao orin’asa manokana no sady mpitana andraikitra eo amin’ny fanjakana ianao ?.
Saingy sendra ny fitondrana fopla moa isika no sady mpitondra tsy ampy solaitra tsy mahay afa-tsy ny sehoseho fa raha izay firenena sy ny vahoaka tsy misy mampivaky loha azy velively.