Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Allô, les intellos ? - Les " intellos" ne sont que des citoyens comme n’importe qui.
Sinon on (…)
bekily - Allô, les intellos ? - Les " intellos" ne sont que des citoyens comme n’importe qui.
bekily - Allô, les intellos ? - Bonjour à tous....
Nicolas Machiavel avait longuement cogité sur le thème " (…)
bekily - Saisie d’or à Ivato : cinq douaniers dans le viseur d’une enquête - poum fait semblant de pas comprendre depuis depuis depuis mars 2000 (…)
canal baobab 13 - Allô, les intellos ? - En 2003 ou 04 je lis une interview de Hollande (qui a avoué avoir signé les (…)
canal baobab 13
{#URL_PAGE{archives}}





Omeo ny mpikaroka eny amin’ny Anjerimanontolo (IOGA) ny santionan’ireo volamzna dia ho hitantsika hoe faritra aiza eto Madagasikara no nitrandrahana ireo.
Re ihany anefa fa hoe avy tany amin’ny faritra avaratra andrefana :
O ! Ry fody an’ala e ! ô !
Aza homana ny varim-bahoaka ianareo ô ! ô !
F’angaha moa tsy efa nambarantsika teto ny hoe : inona no nahamaika an’i DJ tsy ampy solaitra nitsidika an’Ambilobe dia hoe hanao "Ethanol" ? Satria faritra tanim-bolamena iny faritra iny.
Hamaranana : Resaka piesina teatra tokoa izao miseho izao araka ny soratr’i Vohitra.
Tsy sarotra mihitsy ny manadiady raha resaka volamene toa izao no resahina.
TSY AFAKA MANAO IZAO TRAFIKA IZAO IANAO RAHA TSY MIRAY PETSAPETSA NA MIRAY BAIKO AVY AMIN’NY FITONDRANA.
Mba anontanio i Jeneraly Ramakavelo hoe inona no antony na iza no nandrarana azy hanao ny fitrandrahana volamena iarahan’ny Tafika sy ny Fokonolona fony izy minisitry ny fiarovana.