Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Le syndrome de Stockholm malgache - MT
ne fait que décrire le montage du système économique MAFIEUX. (…)
bekily - Le syndrome de Stockholm malgache - Maestro
En effet
Vous pouvez parler de visibilité et d’anticipation , (…)
bekily - Le syndrome de Stockholm malgache - @ MT
Bof ! Un article qui essaye de justifier ce qui a été fait pour que (…)
Maestro - Le syndrome de Stockholm malgache - La mafia est un mouvement soulèvement des paysans du sud de l italie qui (…)
canal baobab 13 - Le syndrome de Stockholm malgache - Une fois n est pas coutume tsarabe vohitra rapport cet enc...De la boetie (…)
canal baobab 13
{#URL_PAGE{archives}}





Mba hiaalana @ fitohanana lava reny dia tsotra nny soso-kevitra, aza asiana koperativa mifamoivoy intony eto antananrivo ankoatra ireo tena miasa eto an-tanan-dehibe.
Oh : ny 133, ireo kofiamo, ireo mandeha vontovorona na Imerintsiatosika, sns dia tsy misy mahazo miditra mihoatra ny faritry ny renivohitra, avy eo ireo olona te- amonjy renivohitra dia mandray fiara fitanteram-bahoaka hafa indray mampitohy n y renivohitra.
hazavaiko ihany, oh : ny 133 dia mifarana eo @ 67, ny mpandeha mahitsy dia mifarana eo Ambohimanarina, ny mpandeha Andoharanofotsy dia mifarana eo tanjombato.
zay manan-tsofina aoka izy hanampina ny azy.