Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Coup de théâtre à Tsimbazaza : Randrianasoloniaiko destitué, le régime de la Refondation fragilisé - Poooh, ça fera trop bien. Il a trop demandé et vendu son QQ.
Prenez votre (…)
Harry - Siteny tombe du perchoir - Affaires Rabenirina Jean Jacques, accointances avec le Yul Brinner officiant (…)
Vohitra - L’Allemagne débloque 56,5 millions d’euros pour Madagascar - RN13 je pense qu’il n’y a que vous qui pensez cela ou alors vos amis s’en (…)
tonga soa - Affaire Boeing 777 : le PAC réclame des mandats d’arrêt contre Rajoelina et Ntsay - Etonnant cette journée...tous les ténors de ce forum étaient absents (…)
tonga soa - Affaire Boeing 777 : le PAC réclame des mandats d’arrêt contre Rajoelina et Ntsay - Bien vu...
tonga soa
{#URL_PAGE{archives}}





Arabaina izany ianao ramose le mera vaovao !!!! Tonga dia tairo ary ilay asa fa aza avela matoritory intsony fa raha tsy izany dia ny eo ihany no eo !! Lasako vavany fotsiny no betsaka !!
Tsika gasy manko refa mahazo ity mora mora maka tsy taitra ity ka amin’ny farany hitany havany eo !!Avereno ny hasin’ Antananarivo fa raha tena vonona marina ianao dia vitanao io. Mba hasivo panao polifika gasy mba mahavita azy amin’izay ry zareo a !! Na anakiray fostiny aza kaloha dia manaraka ny sasany mahitan’ilay ohatra !!! Anakiray tena mitazona ny teny nataony !!!