Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Allô, les intellos ? - Les " intellos" ne sont que des citoyens comme n’importe qui.
Sinon on (…)
bekily - Allô, les intellos ? - Les " intellos" ne sont que des citoyens comme n’importe qui.
bekily - Allô, les intellos ? - Bonjour à tous....
Nicolas Machiavel avait longuement cogité sur le thème " (…)
bekily - Saisie d’or à Ivato : cinq douaniers dans le viseur d’une enquête - poum fait semblant de pas comprendre depuis depuis depuis mars 2000 (…)
canal baobab 13 - Allô, les intellos ? - En 2003 ou 04 je lis une interview de Hollande (qui a avoué avoir signé les (…)
canal baobab 13
{#URL_PAGE{archives}}





Mahafinaritra daholo ny fanehoan-kevitra rehetra izay voasoratra na ho an’reo mpanao mazy na ho an’reo tsy azo tenenina sy atoro.
Naka saina aloha taorian’reny voka-pifidianana ireny. Tsy kivy ary tsy menantra.
Hfatra tiana am-pitaina @ Andriamatoa Filoha hajaina marc RAVAALOMANANA/
– mbola mamerina ihany aho hoe diso ny kajy natao ary ngamba voadidin’reo tsy havanana tokoa ianao tao ho ao
– rehefa tsy hitarika ny fanoherana eny an-dalam-bé ianao dia mipetraha tsara @zay any an-tranonao any.
– ny azo anoherana ny fomba tsy vanona azo ataon’ ireto mpandravatafaraitsitomponandraikitra ireto dia atao @ fomba tsy vanona ihany koa raha tsy izany dia aleo mangina sy mimpirina @zay.
Mety ahita fomba hafa handrodanana zao fomba mamoehatra izao ve ianao ???!!! Asa. Eo isika mahita azy.
Fa : Samia aloha velonaina @ tany misy azy.