Répondre à un commentaire
Publicité
Articles populaires
Derniers commentaires
- Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - JIPO tout ce que vous dites dans votre dernier post ci-dessus s’applique (…)
tonga soa - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - "Sac à dos " valide le post à jipo...1 fois n est pas costume et (…)
canal baobab 13 - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - C ’est quand meme formidable cette propension maniaque de faire diversion (…)
Jipo - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - Ex fou poumpoum...car libéré délivré et la psychiatrie ne sera plus la même (…)
canal baobab 13 - Union européenne – Madagascar : un appui pour les réformes électorales - « Ce texte présente les caractéristiques d’une publication conspirationniste (…)
kartell
{#URL_PAGE{archives}}





ISANDRA :
Naato ity ny Base Toliara.
Ambohitrimanjaka koa dia ho atao izay hanajanonana azy sy izay hamindràna ny Tanamasoandro tournesol.
Izao manko ny kabarin’ny Bac moins be dia be nandritra ny propagande :
« Io tanàna io dia mirefy 1.000 ha. Ny tany dia AMIDINTSIKA amin’ny MPANDRAHARAHA. Ny vidin’ny tany 100 ha fotsiny azo avy amin’ny vidin’ny tany an, dia havitantsika ny viabilisation, ny ponts, ny routes…. ».
Tsy izaho no namorona an. Fa i DJ no niteny an’io :
https://www.facebook.com/Mandroso.Randria/videos/1050591141777490/
Ny tsy nolazain’ny vendrana dia hoe : iza ireo mpandraharaha ireo, ary tsy nambarany fa tanimbary 10 000 000 m² eo Ambohitrimanjaka no ho totofany.
Be tokoa ny vola nafafiny tamin’ny propagandy. Mamerim-bola amin’izay ny makorelina, ary Ambohitrimanjaka no deal tamin’izany raha izao zava-misy izao no jerena.
Tena mpivarotra Tanindrazana !
Tadidionareo mianakavy fa na ny Dimy Venty sy Telonjato aza dia manameloka ny mpivarotra Tanindrazana ho faty.