Facebook Twitter Google+ Les dernières actualités
dimanche 9 novembre 2025
Antananarivo | 00h45
 

Répondre à un commentaire

7 septembre 2019 à 10:23 | Vohitra (#7654)

Misy mahaliana ihany koa ny dinidinika izay nataon ny Monseigneur Ramaroson Benjamin, Arisevekan Antsiranana tamin ny gazety Jeune Afrique izay toa mamaky bantsilana sy manondro miharihary ny fanjakan ny kolikoly eto Madagasikara.